Entry | fanaronana (sarona) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fandrakofana: Fanoronana ny akoho mikotrika Fanafenana: Ratsy ny fanaronana ny marina Fanatratrarana: Nigagana ny fanaronan' ny polisy ireo mpangalatra [1.1] | |
Proverbs | Proverbs containing the word fanaronana | |
Anagrams | fanaronana, fanoranana |
Updated on 2023/01/20 |