Entry | 1 fanasalisaliana |
Root | 2 saly |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fametrahana (hana...) vetivety eo ambony afo mba hahazoana mihinana azy; fanamainana hena na hazandrano amin' ny setroka |
Synonyms | 5 fanasaliana |
Updated on 2024/12/10 |