Entry | 1 fanatantavanana (tantavana) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy | 3 Fampandalovana rano na zavatra hafa amin' ny tantavana na amin' ny lamba mba hampahadio azy na hanala ny faikany aminy [1.1] |
Explanations in French | 4 L'action de filtrer, l’instrument, le lieu, le motif [1.3#677]5 filtre, passoire [1.13] |
Examples |
6 fanatantavanana azy, hialan' ny ratsy. [2.366#] |
Updated on 2023/01/07 |