|
|
|
|

Entry1  tantavana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fitaovana misy loadoaka ampandalovana rano miharo ventin-javatra na loto, ka mandeha ny ranony fa mijanona kosa ny ventiny na ny loto; sivana [1.1]
4  fitaovana tantera-drano anasarahana ny ranoka sy ny faikany [1.13]
Explanations in French  5  filtre, filtrant [1.13]
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
10  Adjectives :
Analogs  11  sivana

Anagrams  12  atantavan, natantava, tantavana

Updated on 2020/07/31