Entry (1/3) | 1 sivana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Filaminana, filaharana [1.1] |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 5 sivana |
Part of speech | 6 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
12 Fiasana misy loadoaka kely hanalana ny vato amin' ny vary, hifantenana voa, na hanintsanana ny tany malemy ialan' ny vongana mafy [1.1] 13 fitaovana fanatantavanana voa [1.13] |
Explanations in French |
14 crible pour le sable [1.8] 15 filtre 16 tamis [1.13] |
Analogs | 17 fanatantavanana, masoarivo |
Entry (3/3) | 18 Sivana |
Part of speech | 19 name (biblical) |
Vocabulary |
20 Holy Scriptures |
Explanations in English |
21 Sivan [2.996] |
Explanations in French |
22 Sivân [2.996] |
Biblical quotes | 23 Chapters and verses mentioning Sivana |
Tables and plates |
24 Full list |
Anagrams | 25 sinava, sivana |
Updated on 2023/09/08 |