|
|
|
|

Entry1  sinivana
Root  2  sivana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Voasivana, sivanina, ampandalovina amin' ny sivana na makarakara hanintsanana tany na fasika: Sinivana ny tany alohan' ny hampifangaroana azy amin' ny fasika mba handalorana
Explanations in French  5  [1.3#612] tamisé
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Synonyms  9  voasivana

Anagrams  10  nasaviny, nasivany, nisavany, nisivana, sinavany, sinivana, sivanina

Updated on 2023/01/20