Entry | 1 sivanina |
Root | 2 sivana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Alefa amin' ny sivana, ahintsana: Sivano tsara ireto voa ireto 5 Enti-milaza zavatra na olona maro dinihina tsirairay ka esorina hatrany hatrany izay tsy tsara: Sivano tsara izay hosakaizainao [1.1] |
Explanations in English |
6 to be sieved, as sand [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on tamise [1.8] |
Examples |
8 sivanina ho toy ny fidin' ny tsiririn-jinga ny fahazoan' ny Malagasy vola [2.471] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 nasaviny, nasivany, nisavany, nisivana, sinavany, sinivana, sivanina |
Updated on 2023/01/20 |