|
|
|
|

Entry1  tantavanina
Root  2  tantavana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Ampandalovina amin' ny tantavana; ampandalovina maninteraka ny lamba, taratasy manify: Tantavanina aloha ny rano vao sotroina raha tsy azo antoka ny fahadiovany ~ Tantavano amin' ny taratasy manify io ro be menaka io [1.1]
Explanations in English  5  to be strained; to be filtered [1.7]
Explanations in French  6  qu'on filtre [1.8]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  itantavanan, natantavany, nitantavana, tantavanina

Updated on 2023/01/20