Entry 1/3 fanatsika (hatsika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Azo antsoina amin' ny tanana na ny loha; fomba entina manatsika, miantso [1.1]

Entry 2/3 fanatsika (tsika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina manatsika, manatantavana, mampanorika tsikelikely avy ao anaty zavatra mba hanala ny faikany [1.1]

Entry 3/3 fanatsika (tsika)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Azo tsihina [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/05