Entry (1/3) | 1 fanatsika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Azo antsoina amin' ny tanana na ny loha; fomba entina manatsika, miantso |
Root | 4 hatsika |
Entry (2/3) | 5 fanatsika |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Fomba entina manatsika, manatantavana, mampanorika tsikelikely avy ao anaty zavatra mba hanala ny faikany |
Root | 8 tsika |
Entry (3/3) | 9 fanatsika |
Part of speech | 10 adjective |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Azo tsihina |
Root | 12 tsika |
Anagrams | 13 afantsika, afitsakan, fanatsika, fanitsaka, fitsakana, nafitsaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |