Entry | fandainga (lainga) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina mandainga: Mampihomehy ny fandaingan' io olona io fa ataony ho zazakely daholo angaha ny olona rehetra Olona zatra mandainga: Fandainga ratsy koa Ikotofatsora itỳ [1.1] | |
Explanations in English | [Mod. s. from mandainga (lainga).] A liar; one who is in the habit of telling lies. [1.2] | |
Anagrams | fandainga, fidangana |
Updated on 2023/01/20 |