Entry | 1 lainga |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Filazana mifanohitra amin' ny marina: Vaky ny laingan' Isambilo; hay fahafolo izy fa tsy voalohany 4 Filazana ho marina ny zavatra fantatra fa tsy marina hamitahana olona: Mivelona amin' ny lainga io olona io [1.1] |
Explanations in English |
5 a lie [1.2, 1.7] 6 a falsehood [1.2] |
Explanations in French |
7 mensonge [1.3, 1.8] 8 fausse apparence 9 figuré: un peu plus que ce qu'il faut ou un peu moins: Misy lainga io mizana io (Cette balance n'est pas bien juste) [1.3] |
Examples |
10 Ny lainga nataony dia tsy anamarinantsika. [1.38] 11 Hilaza lainga aho raha hanao hoe izahay roa lahy irery no nataony toy izany. [2.472] |
Derivatives |
|
Antonyms | 17 marina |
Analogs | 18 fitaka. |
Compound words |
|
Proverbs | 24 Proverbs containing the word lainga |
Article |
25 Randzavola: lainga ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 26 angali, angaly, lainga |
Updated on 2022/09/05 |