|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandainga
Root  2  lainga
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tsy milaza ny marina, milaza zavatra diso ho marina, mamitaka amin' ny tsy filazana ny marina; manao marina tsy to: Ny tahotra matetika no mahatonga ny ankizy handainga ~ Loza raha handainga io vehivavy io
(mizana, famantaranandro) Tsy manondro ny marina fa mihoatra na latsaka no lazainy; diso: Mandainga ny famantaranandro izany; andro efa amin' ny 11 ka lazainy fa vao amin' ny 9 sy sasany ~ Ario any io mizana io fa mandainga
Mahatonga ho diso, mamitaka, manodoka: Mandainga indraindray ny maso
Explanations in English  5  [1.2] to lie, to tell a falsehood; to leave a promise unfulfilled
6  [1.7] to lie, to be deceitful
Explanations in French  7  [1.8] mentir, être faux
Examples  8  mandainga tsotra izao! [2.928#]
9  Izaho tsy mba mandainga! [2.298#]
10  tsy misy mahalala fahasitranana, fa mandainga ny mpisikidy manao hoe "mahay aho", kanjo izy hifetsy ny harian'olona - hoy ity Rangahy mpisikidy. [2.48]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Analogs  15  manao marina tsy to>
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word mandainga

Entry (2/2)18  mandaingà
Root  19  lainga
Part of speech  20  imperative of active verb mandainga [Full list]
Explanations in Malagasy  21  [1.1]

Anagrams  22  andaingam, idanganam, mandainga, mandaingà, midangana, nangadiam

Updated on 2025/02/05