Entry | 1 fandambana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
tsihy kely fametrahan-tsakafo solon-databatra ho an'ny ray aman-dreny ao an-trano na sakafo ho an'ny vahiny 4 [1.1] Fomba entina mandambana na manemitra amin'ny tsihy Fomba entina mandambana na mamehy (herana na zozoro) amin'ny antontany Fomba entina mandambana na maka valala amin'ny lamba |
Root | 5 lambana |
Anagrams | 6 fanan-damba, fandambana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |