|
|
|
|

Entry1  fandefasana
Root  2  lefa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fampandehanana (olona) any amin' ny na any an-...: Fandefasana iraka any am-pita
5  Fampitondrana: Hajia ohatrinona no hilaina amin' ny fandefasana itỳ taratasy itỳ?
6  Fitifirana, fitorahana: Homeko baiko ianao alohan' ny fandefasana ny vato
7  Fanafahana, famotsorana: Noho ny fetim-pirenena, dia misy fandefasana gadra vitsivitsy [1.1]
Explanations in English  8  the act of setting free; sending, shipping [1.7]
Explanations in French  9  action de libérer, de relâcher; envoi, expédition [1.8]
Examples  10  Asa, mety hohadino angamba ny fandefasana ireo porofo? [2.445#]
11  fa saingy mitovy amin'ny fandefasana vato nasiana menaka izany. [2.424#]
Synonyms  12  fandefana
Compound words 

Updated on 2023/04/24