|
|
|
|

Entry1  fandefasana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fampandehanana (olona) any amin' ny na any an-...: Fandefasana iraka any am-pita
Fampitondrana: Hajia ohatrinona no hilaina amin' ny fandefasana itỳ taratasy itỳ?
Fitifirana, fitorahana: Homeko baiko ianao alohan' ny fandefasana ny vato
Fanafahana, famotsorana: Noho ny fetim-pirenena, dia misy fandefasana gadra vitsivitsy
Explanations in English  4  [1.7] the act of setting free; sending, shipping
Explanations in French  5  [1.8] action de libérer, de relâcher; envoi, expédition
Examples  6  [2.445#] Asa, mety hohadino angamba ny fandefasana ireo porofo?
7  [2.424#] fa saingy mitovy amin'ny fandefasana vato nasiana menaka izany.
Root  8  lefa
Synonyms  9  fandefana
Compound words 

Updated on 2024/12/22