Entry | 1 fandevenana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanitrihana na fanotofana na fanafenana ao anaty tany, enti-milaza ny fomba rehetra arahina rehefa manatitra ny nofon' ny olona iray maty ao am-pasana |
Explanations in English |
4 [1.7] the act of burial, a funeral |
Explanations in French |
5 [1.3#404] l'action d'enterrer, les funérailles 6 [1.8] action d'enterrer, funérailles |
Examples |
7 [2.472] Nidina hatrany aho nikarakara ny fandevenana. 8 [2.508] Taorian' ny fandevenana ny Mpanjaka no natao ny fitsarana. 9 [2.471] Nanantena ny hahita anao aho tamin' ny fandevenana an' i Masy! |
Root | 10 levina |
Morphology |
|
Titles |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word fandevenana |
Article |
15 Randzavola: fandevenana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |