Entry | 1 fandinganana |
Root | 2 dingana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fitsambikinana, fihoarana: Ilana akanjo malaladalaka ny fandinganana tatatra ho an' ny vehivavy Tsy diatsara matetika ny fandinganana kilasy satria mety hisy zavatra tsy ho hay any aoriana any, izay tokony ho nianarana tany amin' ilay kilasy nodinganina Famelana zavatra noho ny fanadinoana: Mandiso ny hevitry ny lahateny manontolo ny fandinganana io andalana iray io |
Explanations in French |
5 [1.3#105] L’action d’enjamber, de franchir, de sauter, d’omettre, d'empiéter, d’anticiper, les pierres qui servent à sauter l'eau |
Examples |
6 roambinifolo taona no efa nanaovany azy, ary ny efa vita tsara 500 dia, ary 180 mandingana raha atao tahaka ny fandinganana amin'ny fandiavana amin'ny filaharan'ny miaramila. [2.366#] |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |