Entry | 1 dingana |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Refin' ny elanelan' ny tongotra roa eo ampamindrana: Lava dingana ianao izany noho izaho 9 Halavan-drefy mitovy amin' ny tsaikona mahery kely na ny dia maika (telon-jehy sy hondry: 0,60 m) [1.1] |
Explanations in English |
10 a step, a leap [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
11 pas, enjambée [1.8] |
Examples |
12 Raha ny marina, mbola marefo ihany ireo dingana vita ireo. [4.27] 13 dingana lehibe tamin'ny famoriana ny olona ho fanjakana io. [2.508] |
Synonyms | 14 dika, vikina |
Compound words |
|
Updated on 2023/08/11 |