Entry (1/2) | 1 mandingana |
Root | 2 dingana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitsambikina avy eo amin' ny ilan' ny tatatra, rano, hady... iray ka miampita erý amin' ny ilany iray: Tsy afaka mandingan-tatatra ny vehivavy sasany amin' ny zipony tery loatra Mamela, manadino: Nandingana andalan-tsoratra efatra ianao tamin' ny tsianjery tao Manitsaka: Tsy havelako handingana ny taniko intsony iny fa mpangalatra Enti-misolony anarana hoe dingana amin' ny filazana ny refy: Impolo mandingana ny refin' itý trano itý Mihoatra (fefy): Zazakely io ve ho afaka handingana tamboho tsivikinindahy |
Explanations in English |
5 [1.2] to step over, to leap over, to jump to from a distance, to skip in reading 6 [1.7] to step over; to leave out, to skip |
Explanations in French |
7 [1.8] enjamber, franchir, sauter, omettre |
Examples |
8 Matiko hianao raha mandingana indray mandeha eo, hoy Ikemba. [2.499#] 9 Nandroso indray mandingana nanatona ilay mpanao dika vilana aho. [2.643#] 10 Mandroso indroa mandigana izy dia mihemotra na mivily indray mandingana. [1.369#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 16 mandingàna |
Root | 17 dingana |
Part of speech | 18 imperative of active verb mandingana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] |
Anagrams | 20 andinganam, mandingàna, mandingana, nandaingam, nidanganam |
Updated on 2023/01/20 |