|
|
|
|

Entry1  vikina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fandinganana misavoana avo dia mikasika ny tany indray; fihoarana, fitsipihana, tsambikina
Explanations in English  4  [1.7] a jump, a leap
Explanations in French  5  [1.20] saut
6  [1.8] saut, bond
Examples  7  Saingy ny endriky ny vikina no tsy dia kanto loatra: [2.4]
8  Tsy hain' ny fandinihana arahi-maso, fa tahaka ny vikina niampita avy amin' ny tsy taka-polopolorina. [2.296#]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Other spellings  14  vokina, vokona
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word vikina

Anagrams  19 

Updated on 2025/01/21