Entry | 1 vikinina |
Root | 2 vikina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ihoarana, dikaina, dinganina: Vikino io tamboho io raha afakao. [1.1] |
Explanations in English |
5 to be jumped over [1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on saute [1.8] |
Examples |
7 Potika izay rehetra lalovana, ny hantsana vikinina, ny rano itsobohana, rotidrotika daholo ny zavamaniry lalovana. [2.436#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 13 ivikinan, nakiviny, navikiny, nivikina, vikinina, vinakiny, vinikina |
Updated on 2023/10/27 |