|
|
|
|

Entry1  fandio
Root  2  dio
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Rano na zavatra entina hanadio
Ody farasisa fanome ny vehivavy te hiteraka na ny efa bevohoka
Explanations in French  5  [1.3#106] Ce qu’on peut nettoyer, manière de nettoyer
Examples  6  [2.472#] Omeo fandio, hoy indray i Bemanana.
7  [2.470#] Ireny tokoa no toa fandoto iray tandroka tsy mahaleo ny fandio iray siny, araka ny fanoharana.
Zoonyms 
Proverbs  10  Proverbs containing the word fandio

Anagrams  11  afodin, andofy, fandio, fanody, fiando, fidona, nadifo, nadofi, nafody, nofadi

Updated on 2025/01/21