Entry | 1 fandiovana |
Root | 2 dio |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Asa atao hanadio |
Explanations in French |
5 [1.3#106] L’action de nettoyer, la purification, ce avec quoi on purifie |
Examples |
6 Io no atao hoe afo fandiovana! [2.529#] 7 Mampiseho ny fijalian' ny kristianina mijaly ao amin' ny afo fandiovana iry. [2.470#] 8 Dia ny fandiovana azy amin' ny asidra, tahaky ny famotsiana azy amin'ny voasary. [2.366#] |
Other spellings | 9 fanadiovana |
Compound words |
|
Anagrams | 11 fandiovana, ifandovana |
Updated on 2023/01/07 |