|
|
|
|

Entry1  fandoahana
Root  2  loaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanaovana loaka, lavaka [1.1]
Explanations in English  5  the act of piercing; a tool for making holes [1.7]
Explanations in French  6  action de percer un trou; outil pour percer [1.8]
Examples  7  Ataovy azo antoka ihany koa fa ny fitaovana fanaovana didim-poitra, fandoahana, tsindrona volamena, ary ny fomba nentim-paharazana toy ny fanasiana holatra, dia voadio tsara. [2.424#]
Compound words 

Anagrams  9  anadofahan, fandoahana, nanadofaha

Updated on 2023/06/01