Entry | 1 fandoahana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanaovana loaka, lavaka |
Explanations in English |
4 [1.7] the act of piercing; a tool for making holes |
Explanations in French |
5 [1.8] action de percer un trou; outil pour percer |
Examples |
6 [2.424#] Ataovy azo antoka ihany koa fa ny fitaovana fanaovana didim-poitra, fandoahana, tsindrona volamena, ary ny fomba nentim-paharazana toy ny fanasiana holatra, dia voadio tsara. |
Root | 7 loaka |
Compound words |
|
Anagrams | 9 anadofahan, fandoahana, nanadofaha |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |