Entry | 1 fandoarana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fakana ny ao anatin' ny vilany: Anjaran' ny vehivavy taloha ny fandoarana ny vory Fanalana sy fihadiana ny atiny: Naharitra elaela ihany ny fandoarana ny tany tamin' io lavaka io |
Root | 4 loatra |
Compound words |
|
Anagrams | 6 andarofana, andraofana, fandaroana, fandoarana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |