Entry (1/2) | 1 loatra |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 Mihoatra noho ny tokony ho izy: Miasa loatra izy / Kely loatra itỳ harona itỳ [1.1] |
Explanations in English |
4 too much [1.7] |
Explanations in French |
5 trop, excessif [1.3, 1.8, 1.405] 6 abusif [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 11 loatra |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 Famoahana na fanalana ny ao anatin' ny zavatra lalina aty: Ataovy tsara zara ny loa-bary. [1.1] |
Explanations in French |
14 action d'extraire le contenu d'un trou, d'une cavité, d'une marmite 15 action d'exhiber [1.3] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 22 aloatr, alôtra, alotra, laotra, loatra, olatra, Olatra |
Updated on 2024/08/31 |