Entry | 1 loarana |
Root | 2 loatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Avoaka (avy ao anaty zavatra lalina aty): Loary ny vary ~ Folo sobika ny tany noloarana tao anatin' io lavaka io ~ Noloarany ny hatezerana tao am-pony |
Explanations in English |
5 [1.7] to be served out of pot or container |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on sort de la marmite; qu'on sort d'un récipient |
Morphology |
|
Anagrams | 11 anolara, laroana, loarana |
Updated on 2023/01/20 |