Entry | 1 aloatra |
Root | 2 loatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Avoaka avy anaty zavatra: Vary fotsy mifatsifatsy no naloatran' i neny avy ao anaty vilany [1.1] |
Explanations in French |
5 ce dont on se sert pour tirer le contenu d'une marmite [1.3] |
Examples |
6 Nampisotroina rano matetitetika i Manana, nefa izay nomena azy, toa naloany daholo. [2.472] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 alaotra, Alaotra, aloatra |
Updated on 2023/01/20 |