Entry |
sendaotra
|
Other spellings |
|
Elementary words | sendra ;
loatra |
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Mihoatra ny antonony; tafahoatra ny mety; tsy ara-drariny Tezitra misafoaka: Mora sendaotra loatra Rangahy iny ka sarotra iraisamonina. [1.1]
|
| Misafoaka, tezitra mafy [1.13]
|
Explanations in French | Qui dépasse les bornes, qui va trop loin, au-delà de ce qu'on voulait, inattendu, irréfléchi, accidentel [1.3]
|
| Furieux, irrité [1.13]
|
/m:altspell>
Examples |
1 | Arovy ny vava mihoatra è, Tandremo ny teny sendaotra;
[1.437]
|
2 | Nony nandre Ilaidama, sendaotra mafy izy ka lasa nanirahany: « Inona izato iangonana?
[2.298]
|
3 | Izao mantsy, ny Andriamanjaka, toneo ny fonao fa aza dia sendaotra loatra.
[2.528]
|
|
Vocabulary |
Derivatives |
|