Entry | 1 sendra |
Part of speech | 2 adjective or adverb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] tsitointoina, tointoina tsy nampoizina: Sendra nahita ny zandrinao aho anikeheo mifanena tsy nampoizina: Sendra an-drainao tany an-tsena aho |
Explanations in English |
4 [1.2#596] incidental, occurring accidentally, happenning 5 [1.7] occuring by chance |
Explanations in French |
6 [1.3#598] par hasard, accidentellement, au moment où 7 [1.3] qui rencontre par hasard: Sendra nifanena taminy teny an-dàlana aho (Je l’ai rencontré par hasard sur la route) ~ Ilay sendra nihinana iny izahay no tonga izy (Il est arrivé juste au moment où nous mangions) ~ Sendra azy teny an-tsena aho (Je l’ai rencontré par hasard au marché) 8 [1.8] qui arrive ou se passe par hasard |
Examples |
9 Aza mba sendra izay vehivavy! [2.528#] 10 Nitady toko aho ka sendra vato. [1.281#] 11 sendra narary aho tamy ny izao. [2.59#] |
Derivatives |
|
Synonyms | 15 sendrasendra |
Analogs | 16 tojo, sehatra, tohatra |
Compound words |
|
Anagrams | 24 sandré, sendra |
Updated on 2021/08/03 |