Entry (1/4) | 1 sehatra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tojo, sendra: Sehatra ny matanjaka noho izy Rakoto ka nanaiky. [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (2/4) | 8 sehatra |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 Toerana voafefy voatokana handihizana: Halalaho ny sehatra! 11 Toeram-pisehoana eo anatrehan' olona maro: Aza menatra miseho sehatra [1.1] 12 toerana malalaka ivoriana na ilalaovana [1.13] |
Explanations in English |
13 a stage; the theater [1.7] |
Explanations in French |
14 estrade; le théâtre [1.8] 15 lieu de rencontre [1.13] |
Examples |
16 Dia miditra sehatra ny Mpamaky kabary. [2.245#94] |
Analogs | 17 banja, kianja |
Compound words |
|
Entry (3/4) | 20 sehatra |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in Malagasy |
22 rihana amin'ny trano [Bezanozano]
[1.78] 23 karazana valindrihana fametrahana entana [Sihanaka] [1.78] |
Entry (4/4) | 24 sehatra |
Part of speech | 25 noun |
Explanations in French |
26 (de sehatra : barrière ou palissade entourant les villages autrefois) Nom donné à plusieurs arbres dont le bois servait à construire ces palissades. [Sakalava]
[1.196] |
Vocabulary |
27 Botany |
Anagrams | 28 asehatr, haratse, hasetra, hatresa, sahàtre, sehatra |
Updated on 2023/08/11 |