Entry | 1 sendrasendra |
Root | 2 sendra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Bezanozano]
vintana, anjara 5 [1.1] Tsy nampoizina, tsitointoina, zavatra tsy nampoizina: Sendrasendra no nahitako azy ~ Misy tokoa ny sendrasendra Raha ohatra ka...: Sendrasendra, hono, ka mahita volamena iray kilao isika |
Explanations in English |
6 [1.7] occuring by chance |
Explanations in French |
7 [1.8] qui arrive ou se passe par hasard |
Derivatives |
|
Synonyms | 13 sendra |
Analogs | 14 anjara, vintana, lakalaka, kendry tohina, tsitointoina, tsy satry, tsy nahy, tsy nampoizina, samba-samba, kisendrasendra, kinanga, an-tsapaka, sendrasendra vary amin' ananana, maty vavany, divi-janahary, avivitra, ambivitra, variraiventy |
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word sendrasendra |
Updated on 2025/01/21 |