|
|
|
|

Entry (1/2)1  kisendrasendra
Root  2  sendrasendra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Zavatra tonga tampoka tsy nampoizina: Tsy nianatra izy nandritra ny taon fa miandry ny kisendrasendra, hono, izy amin' ny fanadinana
5  [1.13] fifanandrifian-javatra
Explanations in French  6  [1.13] hasard
Examples  7  izay misy finoana ny vintana sy ny kisendrasendra. [1.38]
Analogs  8  vintana, kinanga, kitano, kitanotano, kendry tohina, kitoatoa, tsy nahinahy, tsy tohatohatra, tsy nampoizina

Entry (2/2)9  kisendrasendra
Root  10  sendrasendra
Part of speech  11  adverb [Full list]
Explanations in French  12  [1.5] par pur hasard, accidentellement
Examples  13  Voan-kabaro iray no latsaka tery an-tsisim-boly ka naniry kisendrasendra. [2.470]

Updated on 2024/12/10