Entry | 1 mahasendaotra |
Root | 2 sendaotra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in French |
4 Faire agir par un premier mouvement, surprendre; faire agir sans réflexion, irriter [1.3] |
Examples |
5 Koa hitantsika amin' izany voalaza izany, fa tsy dia misy lehilahy entin-ditra fotsiny izao akory, ka avy hatrany dia hamono vady tsy misy antony, fa matetika' ny ataon' ny vavy ihany no mahasendaotra ny fo ka amelezan' ny tanana. [2.346#31] |
Morphology |
|
Updated on 2024/06/22 |