|
|
|
|

Entry1  fandozoka
Root  2  lozoka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mandozoka, na mametaka lozoka (vatan-kakazo misy loaka maromaro izay ampidirana hazo boribory mitsivalana mba hisakanana ny omby tsy hivoaka)

Updated on 2024/12/11