Entry (1/2) | 1 lozoka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 efitra [Bezanozano]
[1.78] 4 lavaka manodidina fiarovana tanàna [Sihanaka] [1.78] 5 lalan-tery, lalana ety dia ety [Tanala] [1.78] 6 Tsatokazo misy lavaka itsofohan' ny hidim-bavahady rehefa nohidiana ny vavahadim-bohitra fahizay, izay natao hidim-bala tsotra kosa ankehitriny 7 Zohy any ambanin' ny tany: Misy lozoka ao anilan' ny vatolampy ao. [1.1] |
Explanations in English |
8 a tunnel-like place of concealment, as in grass or bushes [1.7] |
Explanations in French |
9 tonnelle ou tunnel, abri dans lequel on se place [1.8] |
Derivatives |
|
Synonyms | 14 lovoka |
Entry (2/2) | 15 lozoka |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 Filofosana amin' izay atao, fiezahana hahay fianarana. ï [1.1] |
Derivatives |
|
Anagrams | 21 alozok, lozako, lozoka, zoloka |
Updated on 2020/07/31 |