|
|
|
|

Entry1  fandrahonana
Root  2  rahona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanombanana: Jereo ity fandrahonan' ny orana ka andeha hody
5  Rahom-bava: Tsy matahotra ny fandrahonanao aho [1.1]
Explanations in English  6  a threat [1.7]
Explanations in French  7  menace [1.3#499, 1.8]
Examples  8  Ka hita fa teny fandrahonana ataon'ilay montana, hoy ny Komandy. [2.895#]
9  Nifaninjitra teo ny fifonana sy ny fandrahonana mandritry ny hateloana. [1.437#]
10  fandrahonana fotsiny io taratasy io ", hoy ilay 3 voninahitra anankiray; [2.357#]
Proverbs  11  Proverbs containing the word fandrahonana

Anagrams  12  fanandrohana, fandrahonana, fandronahana, fanondrahana

Updated on 2023/02/15