Entry (1/3) | 1 rahona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fitambaran' entona avy amin' ny ranon' ny renirano, ony, farihy, ranomasina donafan' ny hainandro, ka mitangorona eny amin' ny habakabaka ary milatsaka ho orana raha sendra miova ho mangatsiaka ny toetr' andro [1.1] |
Explanations in English |
4 a cloud. [Mal. Awan, a cloud: Polyn. Ao, aho, and aonga.] [1.2] 5 a cloud [1.7] |
Explanations in French |
6 nuage [1.3#499, 1.8] |
Examples |
7 Tery am-paravodilanitra tery no nisy rahona kely nitomandavana. [2.471] 8 Dia ora-madinika nahavonto lamba nentin' ny rahona nanafotra ny lanitra, izay nampisoka tsy fidiny ny volana aman-kintana. [2.529#] |
Vocabulary |
9 Meteorology |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word rahona |
Article |
23 Randzavola: rahona ao amin' ny Baiboly |
Illustrations |
|
Entry (2/3) | 25 rahona |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in Malagasy |
27 Teny atao amin-katezerana mba haniniana olona noho ny ratsy nataony [1.1] |
Explanations in English |
28 fig. a threat, a menace [1.2] 29 a threat, a menace [1.7] |
Explanations in French |
30 menace [1.3#499, 1.8] |
Derivatives |
|
Analogs | 36 rahonavis |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 38 rahona |
Part of speech | 39 noun |
Explanations in English |
40 gilding [1.2] |
Derivatives |
|
Anagrams | 44 aharon, arahon, hanaro, hanora, haoran, harano, haroan, harona, naharo, naraho, rahano, rahona, rohana |
Updated on 2023/08/15 |