Entry | mifanoto rahona | |
Elementary words | mifanoto ; rahona | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza rahona misatrotroka, na koa fahamaroan-lavatra samihafa mety hanahirana Enti-milaza asa na raharaha betsaka mifangaro, mifanontona, na olona mifandrombaka miteny indray miaraka [1.1] | |
Explanations in English | To be in confusion, running here and there. [1.2] | |
Updated on 2023/08/12 |