Entry (1/2) | 1 rahonana |
Root | 2 rahona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tenenina mafy, fa nisy ratsy nataony; levilevena: Nandrairay zavatr' olona Ikoto ka norahonan-drainy mafy |
Explanations in English |
5 [1.2] to be threatened |
Explanations in French |
6 [1.3#499] Qu’on menace |
Examples |
7 Tsy terena tsy vozonina izy no nilaza, ary tsy rahonana. [2.587#] 8 rahonana amin'izay izy, dia mibaboka sy manaiky lembenana. [2.298#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 rahonana |
Root | 14 rahona |
Part of speech | 15 passive verb |
Explanations in English |
16 [1.2] to be overlaid with gold, silver, etc. |
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/21 |