Entry (1/3) | 1 mandrahona |
Root | 2 rahona |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Sihanaka]
manombana (ny andro) 5 [1.1] Misy rahona, rakotry ny rahona: Mandrahona ny andro ka mampatoritory |
Explanations in English |
6 [1.2] cloudy 7 [1.7] to be cloudy |
Explanations in French |
8 [1.3#499, 1.8] être nuageux 9 [1.3#499] être sombre, faire ombre |
Entry (2/3) | 10 mandrahona |
Root | 11 rahona |
Part of speech | 12 active verb |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] Manaloka: Tokony hotapahina io hazo io fa mandrahona ny tranontsika Manombana ho avy, mitrahotraho: Mitondrà elo fa mandrahona ny ranonorana Manao fihetsehana milaza mialoha fa hamely, manambana: Mandrahona an' Ikoto Ramose ka mamitsaka Ikoto |
Explanations in English |
14 [1.2, 1.7] to threaten 15 [1.2] to menace |
Explanations in French |
16 [1.3#499, 1.8] menacer 17 [1.8] gronder |
Examples |
18 Rah'a nahita ny tabataba niseho sy ny loza mandrahona ireto mpitondra entana dia nariany ny entana ka nitsoaka niverina izy. [2.588#] 19 Indrisy toa misy loza mandrakariva mandrahona eo amin' ny tatao-masony eo sy manoloana azy Toa hisy zavatra hianjera toa zavatra hikorontana o? [2.895#] |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 24 mandrahòna |
Root | 25 rahona |
Part of speech | 26 imperative of active verb mandrahona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
27 [1.1] |
Explanations in French |
28 [1.3#499] |
Anagrams | 29 amondrahan, anandroham, andrahonam, andronaham, anondraham, hamondrana, hanamondra, hanandroam, manandroha, mandrahòna, mandrahona, mandrohana, mandronaha, manondraha, nahandroam, namondraha, nandaroham, nandrahoam, nandroaham |
Updated on 2023/02/15 |