|
|
|
|

Entry (1/3)1  fandribaratra
Root  2  andry, varatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Vy lavalava marani-doha izay atao eo ambonin' ny tafontrano ary mifandray amin' ny tany amin' ny alalan' ny tariby, mba hiarovana ny trano amin' ny varatra: Olo-mahay amerikanina, atao hoe Franklin, no nahita voalohany ny fampiasana ny fandribaratra [1.1]
Explanations in English  5  [varatra, lightning.] A lightning conductor. [1.2]
Explanations in French  6  paratonnerre [1.13]

Entry (2/3)7  fandribaratra
Root  8  fandrika, varatra
Part of speech  9  noun
Explanations in English  10  a kind of vine with edible fruit. Vitis microdiptera, Baker. Same as famakientana (Bets.), and voakitsonamboa (Prov.). [Provincial] [1.2]
Vocabulary  11  Botany: grass
Synonyms  12  famakientana, voakitsonamboa

Entry (3/3)13  fandribaratra
Part of speech  14  noun
Explanations in French  15  (de fandrika : piège ; et varatra : tonnerre) Nom donné à plusieurs plantes censées protéger de la foudre. Notamment : Cyphostemma microdipterum Desc. (Vitaceae). Fruits comestibles. Utilisés aussi pour préparer des boissons fermentées. [Merina] [1.196]
16  [Bezanozano]
17  [Tanala]
Vocabulary  18  Botany
Scientific name 

Updated on 2020/07/31