|
|
|
|

Entry1  fandrihana
Root  2  fandrika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Samborina amin' ny fandrika, amin' ny zavatra amboarira mba hahazoana am-pitaka: Nofandrihana no nahazoana io vorona io
Tanana mialoha amin' ny vola: Tsy azonao amidy intsony ireto vary ireto fa efa nofandrihako
Explanations in English  5  [1.2] to be ensnared, to be entrapped.
6  [1.7] to be trapped; to be subscribed to (of a periodical); to be reserved (of a hotel room, a seat, etc); see mamandrika, famandrihana
Explanations in French  7  [1.8] qu'on piège: qu'on abonne; qu'on retient (se dit d'une chambre, une place, etc)
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  fandrahany, fandrihana, finandraha, hafandrany

Updated on 2023/01/20