Entry | 1 fandrihana |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Samborina amin' ny fandrika, amin' ny zavatra amboarira mba hahazoana am-pitaka: Nofandrihana no nahazoana io vorona io Tanana mialoha amin' ny vola: Tsy azonao amidy intsony ireto vary ireto fa efa nofandrihako |
Explanations in English |
4 [1.2] to be ensnared, to be entrapped. 5 [1.7] to be trapped; to be subscribed to (of a periodical); to be reserved (of a hotel room, a seat, etc); see mamandrika, famandrihana |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on piège: qu'on abonne; qu'on retient (se dit d'une chambre, une place, etc) |
Root | 7 fandrika |
Morphology |
|
Anagrams | 12 fandrahany, fandrihana, finandraha, hafandrany |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |