Entry | 1 fandroritana |
Root | 2 roritra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanintonana, fitarihana: Tsy nisy nahita ny fandroritany azy tamin' ny sandriny Fanenjanana: Samy nanao izay afany ny an-daniny sy an-kilany tamin' ny fandroritana ny tady Fanalavana, fanitarana: Tsy tsara ny fandroritana ny teny rehefa miady hevitra Famivitana: Fanaon' ny mpampianatra ny fandroritana ny sofin' ny mpianatra raha maditra |
Explanations in French |
5 [1.3#549] L’action de tirer, l’instrument 6 [1.13] traction, étirage |
Examples |
7 Novelomina ny ompiompy kely madinika ka nanahiranan-tena ny fandroritana tsikobokobondanitra sy ny fanangonana taimanjinina an-tavy. [2.470#] |
Anagrams | 8 fandroritana, nafandrotray |
Updated on 2023/01/07 |