Entry |
roritra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fisintonana zavatra mafy; fanaovana izay hahahenjana zavatra iray tsy higarera; fitarihana zavatra mankamin' ny tena [1.1]
|
Explanations in English | Pulled in opposite directions; stretched out like rubber [1.7]
|
Explanations in French | Qu'on tiraille; étendu comme du caoutchouc [1.8]
|
Examples | Izahay rehetra ireo, rahefa adinina ka tsy mahay, tsy maintsy misy fampahoriana madinika atao anay : roritra sofina, kapoka fitsipika, latsa
[2.472]
|
Derivatives |
Other spellings |
|