|
|
|
|

Entry1  roritina
Root  2  roritra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Sintonina, tarihina, sarihana: Aza roritinao mafy toy izao ny sandriko
5  Henjanina: Nororitiny ny lamboridin-tsoavaly dia nijanona tampoka ilay biby
6  Halavaina, itarina, taritina ho lava: Nororitiny ny filazan-javatra ka nanjary nahasosotra
7  Vivitina: Rorito ny sofin' io zaza io fa mandainga [1.1]
Explanations in English  8  to be pulled from opposite directions; to be stretched out like rubber [1.7]
Explanations in French  9  qu'on tiraille; qu'on tend en tiraillant [1.8]
Examples  10  matoa miteny izy, misy antony hatrany, saingy roritiny sy itariny izany fitenenana izany, ary tsy hadinony mihitsy ny mampahatsiahy anay ny toerana misy anay eo amin' ny fiaraha-monina. [2.472]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word roritina

Anagrams  18  iroritan, nairitro, nairotry, naoritry, nioritra, niriotra, nirorita, notriari, roritina

Updated on 2023/08/11