|
|
|
|

Entry1  roritina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Sintonina, tarihina, sarihana: Aza roritinao mafy toy izao ny sandriko
Henjanina: Nororitiny ny lamboridin-tsoavaly dia nijanona tampoka ilay biby
Halavaina, itarina, taritina ho lava: Nororitiny ny filazan-javatra ka nanjary nahasosotra
Vivitina: Rorito ny sofin' io zaza io fa mandainga
Explanations in English  4  [1.7] to be pulled from opposite directions; to be stretched out like rubber
Explanations in French  5  [1.8] qu'on tiraille; qu'on tend en tiraillant
Examples  6  [2.472] matoa miteny izy, misy antony hatrany, saingy roritiny sy itariny izany fitenenana izany, ary tsy hadinony mihitsy ny mampahatsiahy anay ny toerana misy anay eo amin' ny fiaraha-monina.
Root  7  roritra
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word roritina

Anagrams  15  iroritan, nairitro, nairotry, naoritry, nioritra, niriotra, nirorita, notriari, roritina

Updated on 2025/01/21